EUDiF
Madagascar survey tweet
News • Africa
June 3, 2022
Enquête pour mieux connaître la diaspora malgache

Dans le cadre de notre action Professionnels issus de la Diaspora pour le Développement (DP4D) à Madagascar, nous lançons une enquête pour mieux connaître la diaspora malgache.


En collaboration avec la Direction de la Diaspora de Madagascar nous visons à dresser le profil des compétences techniques et intellectuelles de la diaspora malgache en France et en Suisse. En utilisant les résultats de cette enquête, une équipe de chercheurs issus de la diaspora malgache, en charge de cette étude, sera en mesure de comprendre les talents cachés au sein de la diaspora malgache qui pourraient contribuer au développement du pays dans les années à venir.

Vous souhaitez participer au développement de Madagascar d’une façon ou d’une autre, bientôt ou dans le futur ? Participer à l’enquête…

QUI PEUT PARTICIPER ?

Toute personne d’origine malagasy de plus de 18 ans vivant en France ou en Suisse.

COMMENT PARTICIPER ?

En maximum 10 minutes, nous vous remercions de bien vouloir répondre aux questions de l’enquête en ligne : ici

C’est ANONYME et CONFIDENTIEL

Des exemplaires sous format papier sont disponibles en version papier à l’Ambassade de Paris et Genève et dans les Consulats de Marseille et de la Réunion

N’hésitez pas à en parler autour de vous et sur les réseaux sociaux !

DES QUESTIONS ?

Dans le cas où vous auriez des questions, merci de contacter l’équipe de recherche à DiasporaMalagasy2022@outlook.com ou votre service consulaire le plus proche :

Pour plus de détails sur l’action et une vue d’ensemble des activités, consultez notre méthodologie étape par étape :


Momba ny hetsika hataonay ao anaty ny vondrona Malagasy ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagascar na ny DP4P aty ampielezana dia hanatanteraka fanadihadihana izahay mba hifankafantarana misimisy kokoa antsika Malagasy mpila ravinahitra aty ampielezana.

Momba ny hetsika hataonay ao anaty ny vondrona Malagasy ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagascar na ny DP4P aty ampielezana dia hanatanteraka fanadihadihana izahay mba hifankafantarana misimisy kokoa antsika Malagasy mpila ravinahitra aty ampielezana.   

Fiaraha- miasa miaraka amin’ny Biraon’ny Direction de la Diaspora Malagasy, izay mikendry ny hanangona sy handrafitra ireo fahaiza- manao ara- teknika antsika Malagasy  monina sy mipetraka ao France sy ao Suisse.

Ny valin’ny fanadihadihana dia efa misy ny ekipa mpikaroka Malagasy izay avy aty ampielezana ihany no mandrindra izany sady manasokajy isan- tokony avy ireo fahaiza- manao izay anjara biriky afaka hampandrosoantsika an’ny Madagasikara any afara any. 

Maniry ny handray anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ve ianao amin’izao sa ao aoriana ao? Mandraisa ary anjara amin’ny fanadihadihana izany tanterahanay….

IZA NO AFAKA MANDRAY ANJARA?

Ireo rehetra 18 taona no mihoatra ka teratany Malagasy mipetraka France na Suisse.

AHOANA NO HANDRAISANA ANJARA?

Ao anaty ny 10 minitra raha ela indrindra, ary isaorana sahady ireo hamaly ny fanantaniana amin’ny alalan’ity rohy ity: eto

Tsy FANTATRA ANARANA ary mijanona ho TSIAMBARATELO.

Azo alaina ao amin’ny masoivoha akaiky anao ihany koa ny kopia taratasy momba ny fanadiadiana.

Aza misalasala manaparitaka amin’ny manodidina anao na koa amin’ny tambazotran- tserasera ity fanadihadiana ity!

MISY FANONTANIANA?

Raha toa ka misy fanontaniana, misaotra anao mialoha hifandray amin’ny ekipa mpikaroka amin’ny alalan’ny adiresy mailaka DiasporaMalagasy2022@outlook.com  na ny servisy masoivoha akaiky anao indrindra

Raha te hafantatra amin’ny antsipirihany momba ny hetsika sy ny topimaso momba ny asa, dia manasa anao hijery ny fizotry ny dingana entinay amin’ny fanatanterahana ny asa:  

Related news

News • Africa
DP4D action: Diaspora skills profiling with Madagascar
September 17, 2021
We are currently launching a new Diaspora Professionals for Development (DP4D) action, this time focused on how to profile diaspora...
Read more

Sign up for the EUDiF newsletter

* Required field

Request for
diaspora expertise
Message
Apply now
Message
Send request
Apply for expert support
Message
Want to know more about our diaspora development experts?
Learn more
Expert login
Sign in
Want to know how
to become a diaspora expert?
Learn more